Friday, August 19, 2005

@ teny frantsay:
http://topchretien.com site web kristiana avy any Quebec feno dia feno ahitana zavatra betsaka tokoa ohatra fotsiny radio, carte postale, annonces, forum, chat, fampianarana, vaovao, temoignages sns...tsy voatanisako fa de samia mijery e .hihi
http://www.topchretien.com/versets/ raha te handefa web carte postale tsara tarehy, tena tsara ne zany e...sady misy versets

http://www.enseignemoi.com/ ity ray ty de raitra be ny endriny, tsara voatra ary feno tokoa tahaka io ambony io. izy ndray moa dia sehatrasa nifarimbonan'ny tanora kristiana 4 ao Frantsa

http://www.baiboly.org : raha mila baiboly afaka anaovana fizahanteny ianao de io no antsika. Zoky Mahefa RAKOTONIRINA moa no niandraikitra ny fanatontosana azy. raha mila @ tenimpirenena hafa dia http://www.biblegateway.com/

http://paroledevie.org/ : Site izay ahitana lahatsoratra maro isankarazany, fampaherezana, fampianarana, fampitandremana...

http://bibliste.com/ natokana ho an'ny mpianatra mandinika ny baiboly, isika rehetra izany. ahitanao fandinihana sy commentaires vitsivitsy ny boky ao @ baiboly ary lahatsoratra isankarazany.
http://sentinelle.org/ site web ahafahanao mihaino fampianarana mivantana karakarain'ny eglise evangelique baptiste de Montauban sy ny fiangonana Baptiste du centre Lille izay misy ahy.

http://foibiblique.com/ ireo fotokevitra maro isankarazany mahaliana, fampianarana, ireo fombafomban'ny fiarahamonina izay tsy mifanaraka @ tenin'Atra (oh: halloween,harry potter,pokemon, medecine douces, homosexualit� sns...)

http://www.autre.net/graines/ tantara fohy sy teny fampaherezana isan'andro, toi ireny bonne semence mahazatra antsika ireny fa saingy sur page web.

http://www.croixsens.net/index.php ahitana etudes bibliques mahafinaritra sy lahatsoratra sy commentaires mahaliana tokoa

http://www.vigi-sectes.org/ raha te hahalala lalindalina tokoa momba ireo sectes maro isankarazany ianao. misy temoignages ihany koa.
toy izany ihany koa ny http://www.info-sectes.org/
http://www.bn48.org/ site n'ny assemblee evangelique la bonne nouvelle Mende Mozere. Ahitanao fampianarana tsotra fohy sy mora vakiana

http://www.cheminementspirituel.net/ ahitanao boky azo vakiana sur web,toriteny afaka henoina mivantana sy poemes nosoratan'ny kristiana jiosy Hectorine Duclos

http://www.prestoweb.ca/12vxpaq/31resurr.html Nitsangana t@ maty tokoa ve Jesosy, ity pejy ity de mamintina ireo hevitr'olona maro samihafa ny @ fiheverany momba ny fitsanganan'i Jesosy, ary manome antsika ny porofo nasehon'ireo nahita maso araka ny tenin'Andriamanitra

http://www.levangelisation.com/ momba ny fitoriana filazantsara Posted by Picasa

0 Comments:

Post a Comment

<< Home